Salamo 89:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ianao kosa anefa nanary an’ilay voahosotrao, sy nanao tsinontsinona azy,+Ary nisafoaka taminy.+ Fitomaniana 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nafoinao tokoa anefa izahay.+ Tena tsy faly aminay mihitsy ianao.+