Salamo 44:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ataonao varo-boba ny olonao,+Ary tsy ahazoanao tombony akory ny vidiny. Isaia 52:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Maimaim-poana no nivarotana anareo,+ ka tsy handoavam-bola koa ny hanavotana anareo.”+
3 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Maimaim-poana no nivarotana anareo,+ ka tsy handoavam-bola koa ny hanavotana anareo.”+