Joba 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na dia fantatrao aza fa tsy diso aho,+Sady tsy misy mahavonjy ahy eo an-tananao?+ Salamo 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina.+Manadio* ahy ianao. Ho hitanao fa tsy nisy teti-dratsy nataoko.+Tsy hanota ny vavako.+ Jeremia 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa ianao kosa mahalala tsara ahy, Jehovah ô!+ Mahita ahy ianao. Dinihinao koa ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Aoka ianao hanavaka azy ireny, toy ny ondry hovonoina,+ ary hanokana azy ho amin’ny andro famonoana.
3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina.+Manadio* ahy ianao. Ho hitanao fa tsy nisy teti-dratsy nataoko.+Tsy hanota ny vavako.+
3 Fa ianao kosa mahalala tsara ahy, Jehovah ô!+ Mahita ahy ianao. Dinihinao koa ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Aoka ianao hanavaka azy ireny, toy ny ondry hovonoina,+ ary hanokana azy ho amin’ny andro famonoana.