FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+

  • Salamo 139:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+

      Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatako

      Sy ny andro hiforonan’ireny,+

      Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza.

  • Isaia 45:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Izao no nolazain’i Jehovah tamin’ilay voahosony,+ dia i Kyrosy, izay notantanako tamin’ny tanany ankavanana,+ mba handreseko firenena eo anoloany+ ka hamahako ny fehikibo eo amin’ny andilan’ny mpanjaka, ary mba hanokafako ny varavarana kopa-droa eo anoloany ka na ny vavahady aza dia tsy hikatona:

  • Romanina 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa fony mbola tsy teraka ireo kambana ary mbola tsy nanao tsara na ratsy,+—mba hiankina mandrakariva amin’Ilay miantso,+ fa tsy amin’izay ataon’ny olona, ny fikasan’Andriamanitra momba ny fifidianana azy ireo,—

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara