FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary ankehitriny, dia ataoko toy ny tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina+ ianao mba hiatrehanao ilay tany manontolo,+ dia ireo mpanjakan’ny Joda, sy ny andrianany, sy ny mpisorony ary ny vahoakany.*+

  • Ezekiela 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara