Lioka 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary lozan’ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!+ Fa ho mafy ny fahoriana eo amin’ilay tany ary hisy fahatezerana amin’ity firenena ity. Lioka 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ho avy mantsy ny andro hilazan’ny olona hoe: ‘Sambatra ny vehivavy momba, sy ny kibo tsy niteraka ary ny nono tsy ninonoan-jaza!’+
23 Ary lozan’ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!+ Fa ho mafy ny fahoriana eo amin’ilay tany ary hisy fahatezerana amin’ity firenena ity.
29 Ho avy mantsy ny andro hilazan’ny olona hoe: ‘Sambatra ny vehivavy momba, sy ny kibo tsy niteraka ary ny nono tsy ninonoan-jaza!’+