Mpitoriteny 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aleo mankany amin’ny trano misy fisaonana toy izay mankany amin’ny trano misy fanasana,+ satria fahafatesana no iafaran’ny olombelona rehetra, ka hisaintsaina izany ny velona.
2 Aleo mankany amin’ny trano misy fisaonana toy izay mankany amin’ny trano misy fanasana,+ satria fahafatesana no iafaran’ny olombelona rehetra, ka hisaintsaina izany ny velona.