Nehemia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Sahisahy ratsy+ anefa ny razanay sady nanamafy hatoka,+ ka tsy nihaino ny didinao. Jeremia 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy nihaino ahy anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nanamafy hatoka+ kosa. Ary ratsy noho ny nataon’ny razany ny nataony!+
26 Tsy nihaino ahy anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nanamafy hatoka+ kosa. Ary ratsy noho ny nataon’ny razany ny nataony!+