Deoteronomia 28:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary halefan’i Jehovah+ hankany amin’ny firenena tsy fantatrao, sady tsy fantatry ny razanao, ianao sy ny mpanjaka+ izay hapetrakao hifehy anao. Hanompo andriamani-kafa vato aman-kazo ianao any.+ 2 Tantara 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko anareo ianareo.+ Ary hariako tsy ho eo anatrehako+ ity trano nohamasiniko+ ho an’ny anarako ity, sady hataoko teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra.+
36 Ary halefan’i Jehovah+ hankany amin’ny firenena tsy fantatrao, sady tsy fantatry ny razanao, ianao sy ny mpanjaka+ izay hapetrakao hifehy anao. Hanompo andriamani-kafa vato aman-kazo ianao any.+
20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko anareo ianareo.+ Ary hariako tsy ho eo anatrehako+ ity trano nohamasiniko+ ho an’ny anarako ity, sady hataoko teny fanarabiana+ sy teny fanesoana eo amin’ny firenena rehetra.+