Ohabolana 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka tsy hiala aminao ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana.+ Afatory eo amin’ny vozonao ireo,+ ary soraty eo amin’ny fonao,+ 2 Korintianina 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Miharihary fa taratasin’i Kristy nosoratanay mpanompo+ ianareo, tsy nosoratana tamin’ny ranomainty anefa, fa tamin’ny fanahin’Andriamanitra+ velona, ary tsy teo amin’ny takela-bato,+ fa teo amin’ny takelaka nofo, dia ny fo.+
3 Aoka tsy hiala aminao ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana.+ Afatory eo amin’ny vozonao ireo,+ ary soraty eo amin’ny fonao,+
3 Miharihary fa taratasin’i Kristy nosoratanay mpanompo+ ianareo, tsy nosoratana tamin’ny ranomainty anefa, fa tamin’ny fanahin’Andriamanitra+ velona, ary tsy teo amin’ny takela-bato,+ fa teo amin’ny takelaka nofo, dia ny fo.+