Amosa 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ‘Fa amin’ny andro hanaovako ampamoaka+ ny Israely noho ny nikomiany, dia hataoko ampamoaka koa ireo alitara ao Betela.+ Ary hotapahina ny tandroky ny alitara ka ho latsaka amin’ny tany.+
14 ‘Fa amin’ny andro hanaovako ampamoaka+ ny Israely noho ny nikomiany, dia hataoko ampamoaka koa ireo alitara ao Betela.+ Ary hotapahina ny tandroky ny alitara ka ho latsaka amin’ny tany.+