Salamo 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho toy ny hazo nambolena eo amoron’ny rano mikoriana izy,+Dia hazo mamoa amin’ny fotoanany,+Ary tsy mba malazo ny raviny.+Hahomby daholo izay ataony.+ Salamo 92:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiroborobo toy ny hazo palmie ny olo-marina,+Sady ho ngezabe toy ny hazo sedera any Libanona.+
3 Ho toy ny hazo nambolena eo amoron’ny rano mikoriana izy,+Dia hazo mamoa amin’ny fotoanany,+Ary tsy mba malazo ny raviny.+Hahomby daholo izay ataony.+