-
1 Tantara 28:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Ary ianao, ry Solomona zanako, fantaro+ ilay Andriamanitry ny rainao, ka manompoa+ azy amin’ny fo manontolo+ ary aoka ianao ho finaritra eo am-panompoana azy.+ Fa mandinika ny fo rehetra i Jehovah,+ ary hitany avokoa ny eritreritra sy ny faniriana.+ Raha mitady azy ianao, dia hataony izay hahitanao azy,+ fa raha mahafoy azy kosa ianao,+ dia hariany mandrakizay.+
-
-
Salamo 139:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Diniho amin’ny an-tsipiriany aho, Andriamanitra ô, ary fantaro ny foko.+
Diniho aho, ka fantaro ny zavatra mampanahy+ ahy.
-