Salamo 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ianao no loharanon’aina,+Ary ny fahazavana avy aminao no ahitanay fahazavana.+ Jeremia 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Zava-dratsy roa mantsy no nataon’ny oloko: Nahafoy ahy+ izay loharanon’ny rano velona+ izy, ary nihady lavaka fanangonan-drano ho an’ny tenany, nefa lavaka misy triatra sy tsy mahatana rano.’ Apokalypsy 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+
13 ‘Zava-dratsy roa mantsy no nataon’ny oloko: Nahafoy ahy+ izay loharanon’ny rano velona+ izy, ary nihady lavaka fanangonan-drano ho an’ny tenany, nefa lavaka misy triatra sy tsy mahatana rano.’
22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+