Isaia 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 dia ireo miteny hoe: “Aleo hataony haingana ny asany. Aleo ho tonga haingana izany, mba ho hitanay. Aleo ho tanteraka ny fikasan’Ilay Masin’ny Israely, mba ho fantatray!”+ 2 Petera 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ka milaza hoe:+ “Aiza akory izay fanatrehany nampanantenaina eo?+ Efa hatramin’ny andro nahafatesan’ny* razantsika no tsy niova ny zava-drehetra fa mbola mitovy tanteraka amin’izay nisy hatrany am-piandohan’ny famoronana.”+
19 dia ireo miteny hoe: “Aleo hataony haingana ny asany. Aleo ho tonga haingana izany, mba ho hitanay. Aleo ho tanteraka ny fikasan’Ilay Masin’ny Israely, mba ho fantatray!”+
4 ka milaza hoe:+ “Aiza akory izay fanatrehany nampanantenaina eo?+ Efa hatramin’ny andro nahafatesan’ny* razantsika no tsy niova ny zava-drehetra fa mbola mitovy tanteraka amin’izay nisy hatrany am-piandohan’ny famoronana.”+