1 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nampanalain’i Jese izy. Somary mena ilay zazalahy,+ ary mahafinaritra be ny masony sady tsara tarehy izy. Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna, ka hosory izy, fa io no izy!”+ Tononkiran’i Solomona 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Tsara tarehy ny malalako, sady somary mena. Ary miavaka ao anatin’ny olona iray alina izy.+
12 Koa nampanalain’i Jese izy. Somary mena ilay zazalahy,+ ary mahafinaritra be ny masony sady tsara tarehy izy. Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna, ka hosory izy, fa io no izy!”+