FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 19:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Taolana mifono hoditra sisa aho,+

      Ary ny hoditry ny nifiko sisa no nentiko nandositra.

  • Joba 33:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mihalany ny nofony ka tsy misy hojerena,

      Ary ny taolany izay tsy hita taloha dia lasa mitrakitraky.

  • Salamo 102:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Noho ny fisentoako,+

      Dia taolana mifono hoditra sisa aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara