FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 ary ny tavòny mivoaka avy eo anelakela-peny sy ny zaza naterany.+ Tiany hohanina mangingina mantsy ny zaza naterany sy ny tavòniny noho izy tsy manana na inona na inona sy latsaka an-katerena sady tra-pahoriana noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ao amin’ny tanànanao.+

  • Isaia 49:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mety hanadino ny zanany mbola minono ve ny vehivavy, ka tsy hangoraka an’izay naloaky ny kibony?+ Mety hanadino tokoa ireny vehivavy ireny,+ fa izaho kosa tsy mba hanadino anao.+

  • Fitomaniana 3:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Mikoriana toy ny renirano ny ranomasoko noho ny fahalavoan’ny oloko zanakavavy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara