Ezekiela 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao tsinontsinona ny fianianana+ izy rehefa nivadika tamin’ny fifanekena. Efa nanolotra tanana+ ho fanomezan-toky izy, nefa mbola nanao izany rehetra izany ihany. Koa tsy ho afa-mandositra izy.”’+
18 Nanao tsinontsinona ny fianianana+ izy rehefa nivadika tamin’ny fifanekena. Efa nanolotra tanana+ ho fanomezan-toky izy, nefa mbola nanao izany rehetra izany ihany. Koa tsy ho afa-mandositra izy.”’+