Deoteronomia 28:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+ 2 Mpanjaka 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga,+ mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+
48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+
12 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga,+ mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+