Isaia 54:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 “Mihobia, ry vehivavy momba izay tsy niteraka!+ Mifalia sy mihobia ary mihorakoraha+ ianao izay tsy mba narary nihetsi-jaza!+ Fa ny zanaky ny vehivavy nilaozam-bady dia betsaka noho ny zanaky ny vehivavy manambady”,+ hoy i Jehovah.
54 “Mihobia, ry vehivavy momba izay tsy niteraka!+ Mifalia sy mihobia ary mihorakoraha+ ianao izay tsy mba narary nihetsi-jaza!+ Fa ny zanaky ny vehivavy nilaozam-bady dia betsaka noho ny zanaky ny vehivavy manambady”,+ hoy i Jehovah.