Jeremia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mba rano mantsy ny lohako, ary loharanon-dranomaso ny masoko,+ dia hitomany andro aman’alina aho noho ireo voavono amin’ny oloko zanakavavy.+ Fitomaniana 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+
9 Raha mba rano mantsy ny lohako, ary loharanon-dranomaso ny masoko,+ dia hitomany andro aman’alina aho noho ireo voavono amin’ny oloko zanakavavy.+
16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+