Salamo 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mandra-pahoviana aho no hiady irery,Ka halahelo am-po foana tontolon’ny andro?Mandra-pahoviana ny fahavaloko no hisandratra ho ambony noho izaho?+ Salamo 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mihamaro ny fahorian’ny foko.+Afaho amin’ny fahorian-tsaina aho.+
2 Mandra-pahoviana aho no hiady irery,Ka halahelo am-po foana tontolon’ny andro?Mandra-pahoviana ny fahavaloko no hisandratra ho ambony noho izaho?+