Fitomaniana 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+
16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+