15Taorian’izany, dia tonga tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana+ ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao.+ Ary ho lehibe tokoa ny valisoanao.”+
6 Ary hoy izy: “Henoy ny teniko, azafady. Raha misy mpaminanin’i Jehovah eo aminareo, dia ao amin’ny fahitana+ no hampahafantarako ny tenako aminy, ary ao amin’ny nofy+ no hitenenako aminy.