4 Izaho kosa hifidy fomba hampijaliana azy ireo,+ ary hataoko mihatra aminy ny zavatra atahorany.+ Niantso aho mantsy nefa tsy nisy namaly, ary niteny aho nefa tsy nisy nihaino.+ Nanao izay ratsy teo imasoko foana izy ireo, ary ny zavatra tsy sitrako no nofidiny.”+