Josoa 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary i Jehovah Andriamanitrareo no nanala azy ireo tsy ho eo anatrehanareo,+ ka nandroaka azy noho ny aminareo. Dia nalainareo ho fanananareo ny tanin’izy ireo, araka izay nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Nehemia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+
5 Ary i Jehovah Andriamanitrareo no nanala azy ireo tsy ho eo anatrehanareo,+ ka nandroaka azy noho ny aminareo. Dia nalainareo ho fanananareo ny tanin’izy ireo, araka izay nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+
22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+