1 Samoela 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanontany an’i Jehovah i Saoly,+ nefa tsy namaly azy mihitsy i Jehovah,+ na tamin’ny nofy+ na tamin’ny Orima,+ na tamin’ny alalan’ny mpaminany.+ Ohabolana 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hiantso ahy foana izy amin’izay, fa tsy hamaly aho,+ ary hitady ahy foana izy, nefa tsy ho hitany aho,+ Isaia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+
6 Dia nanontany an’i Jehovah i Saoly,+ nefa tsy namaly azy mihitsy i Jehovah,+ na tamin’ny nofy+ na tamin’ny Orima,+ na tamin’ny alalan’ny mpaminany.+
28 Hiantso ahy foana izy amin’izay, fa tsy hamaly aho,+ ary hitady ahy foana izy, nefa tsy ho hitany aho,+
15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+