Ezekiela 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nilatsaka tamiko ny fanahin’i* Jehovah,+ ka hoy izy tamiko: “Lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah:+ “Marina ny voalazanareo, ry taranak’Israely, ary fantatro+ ny ao an-tsainareo.
5 Dia nilatsaka tamiko ny fanahin’i* Jehovah,+ ka hoy izy tamiko: “Lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah:+ “Marina ny voalazanareo, ry taranak’Israely, ary fantatro+ ny ao an-tsainareo.