Mpitsara 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra+ nofidinareo.+ Aoka ireny no hamonjy anareo amin’ny fotoana ahitanareo fahoriana.” Salamo 81:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa navelako handeha araka ny ditran’ny fony izy,+Ka nanao izay saim-pantany.+ Amosa 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Tongava ao Betela, ka aoka ianareo handika lalàna.+ Ary manaova toy izany matetika ao Gilgala.+ Amin’ny maraina, dia ento ny sorona atolotrareo, ary amin’ny andro fahatelo ny ampahafolon-karenanareo.+
14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra+ nofidinareo.+ Aoka ireny no hamonjy anareo amin’ny fotoana ahitanareo fahoriana.”
4 “‘Tongava ao Betela, ka aoka ianareo handika lalàna.+ Ary manaova toy izany matetika ao Gilgala.+ Amin’ny maraina, dia ento ny sorona atolotrareo, ary amin’ny andro fahatelo ny ampahafolon-karenanareo.+