FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 56:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitro masina+ koa, ary hampifaliko ao amin’ny trano fivavahana amiko.+ Hekena ho eo ambony alitarako+ ny fanatitra+ dorana sy ny sorona+ atolony. Fa ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana ho an’ny olona rehetra.”+

  • Mika 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Maro ny firenena ho any, ka hanao hoe: “Avia!+ Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah sy ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+ Hampianatra antsika ny lalany izy,+ ary handeha amin’ny atorony isika.”+ Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna, ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+

  • Zakaria 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hisy olona maro sy firenena matanjaka ho avy hitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika any Jerosalema,+ sy hitady sitraka amin’i Jehovah.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara