16 Hisandratra kosa i Jehovah Tompon’ny tafika noho ny fampiharany didim-pitsarana.+ Ary hanamasina ny tenany noho ny fanaovany ny rariny+ ilay tena Andriamanitra, eny, Ilay Masina.+
23 Koa izao no hataoko eo imason’ny firenena maro: Hasehoko ny fahalehibeazako sy ny fahamasinako+ ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’+