FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+

  • Nehemia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa rehefa miverina amiko+ kosa ianareo ka mitandrina sy manatanteraka+ ny didiko,+ dia hangoniko+ ianareo ka hoentiko+ any amin’ilay toerana nofidiko hampitoerana ny anarako,+ na dia any amin’ny faravodilanitra aza no niparitahanareo.’

  • Ezekiela 16:61
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 Dia hotsaroanao ny nataonao+ ka ho menatra ianao rehefa mandray an’ireo rahavavinao, izay zokinao sy zandrinao. Homeko anao ho zanakao vavy izy ireo,+ nefa tsy noho ilay fifanekena nifanaovana taminao.’+

  • Hosea 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Handeha aho ka hiverina any amin’izay nisy ahy, mandra-panefany ny saziny.+ Dia hangataka hihaona amiko* izy.+ Ary hitady ahy izy+ rehefa azom-pahoriana mafy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara