Jeremia 31:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Reko tokoa i Efraima nitaraina+ hoe: ‘Nanitsy ahy toy ny fanitsy zanak’omby mbola tsy nofolahina+ ianao, mba hahazoako fanitsiana.+ Ampio hiverina aminao aho, dia hiverina avy hatrany.+ Fa ianao no Jehovah Andriamanitro.+
18 “Reko tokoa i Efraima nitaraina+ hoe: ‘Nanitsy ahy toy ny fanitsy zanak’omby mbola tsy nofolahina+ ianao, mba hahazoako fanitsiana.+ Ampio hiverina aminao aho, dia hiverina avy hatrany.+ Fa ianao no Jehovah Andriamanitro.+