1 Timoty 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nahazo famindram-po+ anefa aho mba ho amin’ny alalako, izay lohany amin’ny mpanota, no hanehoan’i Kristy Jesosy ny fahari-pony rehetra, ka hahatonga ahy ho santionan’ny olona izay hino+ azy mba hahazoana fiainana mandrakizay.+
16 Nahazo famindram-po+ anefa aho mba ho amin’ny alalako, izay lohany amin’ny mpanota, no hanehoan’i Kristy Jesosy ny fahari-pony rehetra, ka hahatonga ahy ho santionan’ny olona izay hino+ azy mba hahazoana fiainana mandrakizay.+