Ezekiela 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nanjary sampan-kazo matanjaka ireo rantsany, ka azo nanaovana tehim-panjakana.+ Nihanitombo ilay voaloboka ka lasa avo be raha oharina amin’ny rantsan’ny hazo hafa. Ary tazana tsara izy, satria avo sady be dia be ny raviny sy ny rantsany.+
11 Dia nanjary sampan-kazo matanjaka ireo rantsany, ka azo nanaovana tehim-panjakana.+ Nihanitombo ilay voaloboka ka lasa avo be raha oharina amin’ny rantsan’ny hazo hafa. Ary tazana tsara izy, satria avo sady be dia be ny raviny sy ny rantsany.+