FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia niteny tamin’ireo rahalahiny izy dimy lahy izay nandeha nijery taratra+ an’i Laisy+ hoe: “Efa fantatrareo ve fa misy efoda sy terafima+ sy sary sokitra+ ary sarivongana metaly+ ao amin’ireo trano ireo? Koa eritrereto izay tokony hataonareo.”+

  • 2 Mpanjaka 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary ny mpamoha angatra+ sy ny mpilaza ny hoavy,+ mbamin’ny terafima*+ sy ny sampy maharikoriko+ ary ny zava-maharikoriko+ rehetra hita tany Joda sy Jerosalema, dia nesorin’i Josia koa, mba hanatanterahany izay voalazan’ny lalàna+ voasoratra ao amin’ilay boky+ hitan’i Hilkia mpisorona tao an-tranon’i Jehovah.+

  • Zakaria 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Miresaka momba ny herin’ny maizina ny terafima.+ Ary ny mpisikidy kosa mahita fahitana tsy marina,+ miresaka nofy tsy misy dikany, ary miezaka hampionona nefa very maina fotsiny izany.+ Izany no mahatonga ny olona hirenireny toy ny ondry.+ Ho ory izy ireo, satria tsy misy mpiandry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara