2 Mpanjaka 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka,+ ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ mba hisy didim-pitsarana havoaka momba azy.
6 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka,+ ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ mba hisy didim-pitsarana havoaka momba azy.