Levitikosy 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+
30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+