10 “‘Izay lehilahy manitsakitsa-bady ka maka vadin’olona, dia manitsakitsa-bady noho ny nakany ny vadin’ny namany.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy nanitsakitsa-bady sy ilay vehivavy nanitsakitsa-bady.+
22 “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amim-behivavy vadin’olona,+ dia miaraka vonoina ho faty izy roa, na ilay lehilahy nanao firaisana tamin’ilay vehivavy na ilay vehivavy.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+