Deoteronomia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nohadinoinao ilay Vatolampy+ niteraka anao,Ary tsy tsaroanao intsony Andriamanitra, Ilay narary nihetsi-jaza niteraka anao.+ Salamo 106:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nohadinoiny Andriamanitra Mpamonjy azy,+Dia Ilay nanao zavatra lehibe tany Ejipta,+
18 Nohadinoinao ilay Vatolampy+ niteraka anao,Ary tsy tsaroanao intsony Andriamanitra, Ilay narary nihetsi-jaza niteraka anao.+