Joba 40:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manan-tsandry toy ny an’ilay tena Andriamanitra ve ianao,+Ary mahay mampikotrokotroka feo tahaka azy?+ 1 Korintianina 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Sa “manao izay hahasaro-piaro an’i Jehovah isika”?+ Mahery noho izy angaha isika?+
9 Manan-tsandry toy ny an’ilay tena Andriamanitra ve ianao,+Ary mahay mampikotrokotroka feo tahaka azy?+