Isaia 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Lasa tain-drendrika+ sisa ny volafotsinao, ary notampohin-drano ny labieranao.+ Jeremia 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Olona faran’izay mafy loha+ izy rehetra, ary mandehandeha manendrikendrika.+ Toy ny varahina sy vy izy ireo, sady mpanao ratsy daholo.+
28 Olona faran’izay mafy loha+ izy rehetra, ary mandehandeha manendrikendrika.+ Toy ny varahina sy vy izy ireo, sady mpanao ratsy daholo.+