FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Natao ho an’ny volafotsy ny vilany fanadiovana metaly, ary ho an’ny volamena ny fatana fandrendrehana,+ fa i Jehovah kosa no mpandinika ny fo.+

  • Isaia 48:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nodioviko ianao, nefa tsy nataoko toy ny fanadiovana volafotsy.+ Nofidiko ianao fony ianao tao anatin’ny fatana fandrendrehana, eny, tao anatin’ny fahoriana.+

  • Jeremia 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 May ny tafoforana.+ Misy firaka avy ao anaty afo.+ Very maina fotsiny ny nandrendrehana ny metaly na dia natao mahamay be aza ny afo, satria tsy niavaka akory ny loto.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara