FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 54:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Izaho no namorona ny mpanao asa tanana, izay mitsoka+ ny afon-tsaribao+ ka mahavita fitaovam-piadiana. Izaho koa no namorona ny mpandringana+ mandravarava.

  • Jeremia 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 May ny tafoforana.+ Misy firaka avy ao anaty afo.+ Very maina fotsiny ny nandrendrehana ny metaly na dia natao mahamay be aza ny afo, satria tsy niavaka akory ny loto.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara