Salamo 68:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Horoahinao anie ireny ka hataonao toy ny setroka entin’ny rivotra!+Ary toy ny savoka atsoniky ny afo+No aoka hahalevona ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan’Andriamanitra.+ Salamo 112:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hahita izany ny ratsy fanahy ka ho sosotra.+ ש [Shina]Hihidy vazana sy hitsonika izy.+ ת [Tao]Tsy ho tanteraka ny fanirian’ny ratsy fanahy.+
2 Horoahinao anie ireny ka hataonao toy ny setroka entin’ny rivotra!+Ary toy ny savoka atsoniky ny afo+No aoka hahalevona ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan’Andriamanitra.+
10 Hahita izany ny ratsy fanahy ka ho sosotra.+ ש [Shina]Hihidy vazana sy hitsonika izy.+ ת [Tao]Tsy ho tanteraka ny fanirian’ny ratsy fanahy.+