Jeremia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+ Jeremia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Samy maka tombony tsy ara-drariny na ny madinika indrindra na ny lehibe indrindra.+ Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Hosea 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mpandroba+ ireo mpisorona, ka miafina mba hanafika olona.+ Mamono olona eo an-tsisin-dalana ao Sekema+ izy ireo, satria tsy manao afa-tsy izay ratsy.+
31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+
13 “Samy maka tombony tsy ara-drariny na ny madinika indrindra na ny lehibe indrindra.+ Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+
9 Mpandroba+ ireo mpisorona, ka miafina mba hanafika olona.+ Mamono olona eo an-tsisin-dalana ao Sekema+ izy ireo, satria tsy manao afa-tsy izay ratsy.+