Salamo 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza miantehitra amin’ny fanambakana,+Ary aza matoky ny fandrobana, fa zava-poana izany.+Na mitombo aza ny fanananareo, dia aza manankim-po amin’izany.+ Isaia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hifandahatra amin’ireo anti-panahy sy andrianan’ny vahoakany i Jehovah, eo amin’ny fitsarana.+ “Nodoranareo ny tanimboaloboka, ary ao an-tranonareo ny zavatra nalaina an-keriny tany amin’ny olona ory.+
10 Aza miantehitra amin’ny fanambakana,+Ary aza matoky ny fandrobana, fa zava-poana izany.+Na mitombo aza ny fanananareo, dia aza manankim-po amin’izany.+
14 Hifandahatra amin’ireo anti-panahy sy andrianan’ny vahoakany i Jehovah, eo amin’ny fitsarana.+ “Nodoranareo ny tanimboaloboka, ary ao an-tranonareo ny zavatra nalaina an-keriny tany amin’ny olona ory.+