FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 119:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  37 Aza avela hifantoka amin-javatra tsy misy ilana azy ny masoko.+

      Ampandehano amin’ny lalanao aho mba ho voatsimbina ny aiko.+

  • Matio 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady.

  • 1 Jaona 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 satria ny zava-drehetra eo amin’izao tontolo izao,+ izany hoe ny fanirian’ny nofo+ sy ny fanirian’ny maso+ ary ny fampideraderana fananana,+ dia tsy avy amin’ny Ray fa avy amin’izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara