Ezekiela 16:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “‘Hotsaraiko toy ny fitsara vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy mpandatsa-dra+ ianao. Koa hanampatra ny fahatezerako sy ny fahasarotam-piaroko aminao aho, ka halatsako ny ranao.+
38 “‘Hotsaraiko toy ny fitsara vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy mpandatsa-dra+ ianao. Koa hanampatra ny fahatezerako sy ny fahasarotam-piaroko aminao aho, ka halatsako ny ranao.+